Get Your Premium Membership

Madagascar Native Anthem Text - Lyrics by Unknown


Lyrics
I
Ry Tanindrazanay malala !
Ry Madagasikara soa
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa
Fiverenana
Tahionao, ry Zanahary
Ity Nosin-d
Razanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.II
Ry Tanindrazanay malala !
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,'
Zay sarobidy sy mendrika tokoa.III
Ry Tanindrazanay malala!
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.
Sent by Carlos Andr
é Pereira da Silva Branco

Book: Reflection on the Important Things